bokomslag Taratasin'i Zaman'i Jao
Skönlitteratur

Taratasin'i Zaman'i Jao

Momo Jaomanonga

Pocket

249:-

Funktionen begränsas av dina webbläsarinställningar (t.ex. privat läge).

Uppskattad leveranstid 7-11 arbetsdagar

Fri frakt för medlemmar vid köp för minst 249:-

  • 76 sidor
  • 2018
Zaman'i Jao

Voatery niala Madagasikara i Zaman'i Jao.
Lso Mayotte, naoriy fiainaa vaovao.
Nitsaka andafore nindraa koasakoasa.
Niengo hamelon-tea, nandeha nitady asa.

Tomendry aabo kakazo i Zaman'i Jao.
Tsy arakan'ny niminiminey 'lay Dia natao.
Taratasy nalefany solontea mikoraa.
Ampitaa hafatra amin-dr an-tana.

Balabala ali'andra narafitry an-tsratra.
Indesiy aanko fa tsy natao handrkatra.
Ay andra ndreky taoo, hifandimbiasan'ny fanjava.
Mbala ho avy i Zaman'i Jao, hody, hifaatri-tava...
  • Författare: Momo Jaomanonga
  • Format: Pocket/Paperback
  • ISBN: 9780244366575
  • Språk: Malagasy
  • Antal sidor: 76
  • Utgivningsdatum: 2018-04-19
  • Förlag: Lulu.com